| Entrée | 1 varo-boba | 
| Mots élémentaires | 2 varotra, 3 boba | 
| Partie du discours | 4 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 5   varotra mora dia mora [1.1] 6 varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   sold very cheaply [1.7] | 
| Explications en français | 8   très bon marché, à vil prix [1.3] 9 solde [1.13] 10 vendu à vil prix [1.8] | 
| Exemples | 11   Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470#] | 
| Vocabulaire | 12 Economie: finances, gestion | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |