| Entrée | 1 vato filokana | 
| Mots élémentaires | 2 vato, 3 filokana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1] | 
| Synonymes | 6 vato torahana, vato tsipazana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |