| Entrée | 1 vavolombelona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1] | 
| Explications en français | 4   témoin [1.13] | 
| Exemples | 5   nofo sy ra no vavolombelona!
[2.470] 6 Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472] 7 Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 9 Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |