| Entrée | 1 velively | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1] | 
| Explications en français | 4   point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3#824] | 
| Exemples | 5   Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao.
[2.324] 6 Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470] | 
| Tous les mots composés | 7 4 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 8 levilevy, 9 velively | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |