| Entrée | 1 vilana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   crooked, warped [1.7] | 
| Explications en français | 5   évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4] 6 tordu, qui dévie [1.8] | 
| Exemples | 7   Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 10 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 lavany, 18 lavina, 19 vanila, 20 vilana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |