| Entrée | 1 vinanto | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a son or daughter-in-law [1.7] | 
| Explications en français | 5   gendre, bru [1.54, 1.8] | 
| Exemples | 6   Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka
[2.470] 7 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398] | 
| Tous les mots composés | 8 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 9 Rapports: famille | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Citations | 11 Textes citant ce mot | 
| Anagrammes | 12 vantony, 13 vinanto, 14 vintano | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |