| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 vinavina | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a conjecture [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 conjecture, estimation [1.8] 6 pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13]  | 
| Ohatra | 
7 Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany.
[1.317#] 
 8 Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27#]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 21 volavola | 
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 6 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 23 vanivany, 24 vinavina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |