Entrée (1/2) | 1 volavola |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vola |
Explications en malgache |
4 [1.1] Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary |
Explications en anglais |
5 [1.7] cooked rice made into a ball for a journey |
Explications en français |
6 [1.8] riz cuit mis en boules pour un voyage |
Dérivés |
|
Analogues | 15 vinavina |
Entrée (2/2) | 16 volavola |
Partie du discours | 17 nom |
Radical | 18 vola |
Explications en malgache |
19 [1.1] Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana |
Explications en français |
20 [1.13] projet; conception |
Exemples |
21 [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 24 lavavolo, 25 lavolavo, 26 lovalova, 27 valovalo, 28 volavola |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |