|
|
|
|

Entrée1  vitaina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  vita
Explications en malgache  4  [1.1] Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra
Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!
Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika
Explications en anglais  5  [1.7] to be completed, to be finished
Explications en français  6  [1.8] qu'on finit, qu'on accomplit
Exemples  7  [2.472] Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 tiavina, 13 vitaina

Mis à jour le 2025/09/12