| Entrée | 1 voafafa | 
| Radical | 2 fafa | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en anglais | 4   swept, cleared off, wiped, cleansed. [1.2] | 
| Explications en français | 5   balayé, raflé [1.3#136] | 
| Exemples | 6   Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao.
[4.27] 7 Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [2.69] | 
| Synonymes | 8 finafa, nofinafa | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |