| Entrée | 1 voafafy | 
| Radical | 2 fafy | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en anglais | 4   sown, scattered [1.2] | 
| Explications en français | 5   où l'on a semé, sur quoi l'on a répandu, jeté, lancé; qu'on a semé, répandu, jeté [1.3#136] | 
| Exemples | 6   Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin' ny vatolampy;
[2.996#] 7 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny; [2.470#] | 
| Synonymes | 8 finafy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |