| Entrée | 1 voafandraka | 
| Radical | 2 fandraka | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en anglais | 4   cut by a chisel, morticed [1.2] | 
| Explications en français | 5   Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence) mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) [1.3#145] | 
| Exemples | 6   ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany
[1.38] 7 Efa nahazo fandraka tamin' ny mpivarotra izy, ka nahavita trano voafandraka an-taolan-kazo sy ana-pify voalohany. [1.436#] | 
| Synonymes | 8 finandraka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |