| Entrée | 1 voafolaka | 
| Radical | 2 folaka | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en anglais | 4   bent, broken in, tamed. [1.2] | 
| Explications en français | 5   rompu, plié, dompté, corrigé [1.3#182] | 
| Exemples | 6   Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina.
[1.316#67] 7 nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606#26] | 
| Synonymes | 8 nofinolaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |