| Entrée | 1 voangaly | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1] | 
| Explications en français | 4   cétoine [1.3#843, 2.165] 5 coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3] | 
| Exemples | 6   Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69#222] 7 Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27] | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: invertébrés | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |