| Exemples | 7   Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano.
[2.508] 8   Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy.
[2.59]
 9   Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy.
[2.643]
 10   Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany;
[2.996]
 11   Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao.
[2.445]
 12   Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona.
[2.944]
 
 |