|
|
|
|

Entrée1  voaray
Partie du discours  2  participe passé
Radical  3  ray
Explications en anglais  4  [1.2] received, accepted, taken; jointed, united.
Explications en français  5  [1.3] reçu, accepté, pris
Exemples  6  [2.117#97] Ho voaray malaky kosa anefa izy
7  [2.59#384] voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy
8  [1.281] Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva
9  [2.366#140] Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola
10  [2.499#63] Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany
Morphologie 
11  Passé :
12  Futur :
Tous les mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot voaray

Anagrammes  15 arovay, 16 iravao, 17 Ivoara, 18 ôvaria, 19 raivoa, 20 voaira, 21 voaray

Mis à jour le 2025/09/12