| Entrée | 1 voasingotra | 
| Radical | 2 singotra | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en français | 4   qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides [1.3#607] | 
| Exemples | 5   fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao.
[2.587#] 6 Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. [2.639#] | 
| Synonymes | 7 siningotra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |