| Entrée | 1 volavita | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1] | 
| Exemples | 4   ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita
[2.48] 5 Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298] 6 Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Economie: élevage | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 10   Robes des boeufs | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 11 tavivola, 12 volavita | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |