| Entrée (1/3) | 1 vonto | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   swollen; soaked [1.7] | 
| Explications en français | 5   enflé; trempé, imbibé [1.8] | 
| Exemples | 6   Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto.
[2.5#73] 7 Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#49] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/3) | 21 vonto | 
| Partie du discours | 22 nom | 
| Explications en malgache | 23   vay [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 24   a swelling [1.7] | 
| Explications en français | 25   enflure [1.8] | 
| Tous les mots composés | 26 vaivonto | 
| Vocabulaire | 27 Santé | 
| Entrée (3/3) | 28 vonto | 
| Partie du discours | 29 nom | 
| Explications en français | 30   ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture. [1.196] | 
| Vocabulaire | 31 Botanique | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |