| Entrée | 1 vovonana iadian' ny lohany | 
| Mots élémentaires | 2 vovonana, 3 iadiana, 4 loha | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |