| Entrée (1/3) | 1 zoro | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra Kiho: Zoron-dalana Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a corner an angle [1.7] | 
| Explications en français | 5   coin angle [1.8, 1.13] | 
| Exemples | 6   Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana.
[1.381#] 7 Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 77 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 12 Mathématiques: géométrie | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 14 zoro | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en français | 16   jour [1.13] | 
| Tous les mots composés | 17 5 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 18 Economie: vêtements | 
| Entrée (3/3) | 19 zôro | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   zozoro maniry [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Explications en français | 22   En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Betsimisaraka Avaratra]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 23 Botanique | 
| Anagrammes | 24 zôro, zoro | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |