| Entrée | 1 zairina | 
| Radical | 2 zaitra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be sewed [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on coud [1.8] | 
| Exemples | 7   Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 rainazy, 14 zairina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |