| Entrée (1/2) | 1 zakarandahy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Exemples | 3   Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
[2.356] | 
| Vocabulaire | 4 Botanique | 
| Autres orthographes | 5 zakarandaha | 
| Entrée (2/2) | 6 Zakarandahy | 
| Partie du discours | 7 nom propre (pseudonyme) [Liste complète] | 
| Explications en français | 8   Samuël Rajaobelison [1.11] | 
| Exemples | 9   Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
[2.314#10] | 
| Vocabulaire | 10 Littérature: auteurs | 
| Tableaux et planches | 11   Noms de plume des écrivains malgaches | 
| Anagrammes | 12 zakarandahy, Zakarandahy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |