| Entrée | 1 zandary |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Antokon' olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a gendarme [1.7] |
| Explications en français |
5 gendarme [1.8] |
| Exemples |
6 Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory.
[2.472]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|