|
|
|
|

Entrée1  zavona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona.
Explications en anglais  4  [1.7] mist, fog
Explications en français  5  [1.3, 1.8] brouillard
6  [1.8] brume
Exemples  7  [2.499] zavona fotsy no isatrohany matetika.
8  [2.324] Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
9  [2.470] Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny.
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  18  12 mots contenant zavona
Vocabulaire  19  Météorologie
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot zavona

Anagrammes  21 vazano, 22 zavona

Mis à jour le 2025/09/13