| Entrée | 1 zehy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a span, about 8 inches or 20 cm [1.7] | 
| Explications en français | 5   un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt [2.415] 6 empan, environ 20 cm [1.8] | 
| Exemples | 7   zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy.
[2.436#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 21 4 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 22 Espace | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |