| Entrée | 1 zezika | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany famelezana amim-bono, fikapohana mafy be dia be, izaitratra [1.1] 4 zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13] | 
| Explications en anglais | 5   manure, fertilizer [1.7] | 
| Explications en français | 6   engrais [1.3.fr#872, 1.8, 1.13] 7 fumier [1.3#872, 1.8] 8 nombreux [1.3#872] | 
| Exemples | 9   Asiana zezika ny tany mba ho lonaka.
[2.117] 10 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1] 11 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470] 12 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 37 4 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 38 Economie: agriculture | 
| Mis à jour le 2025/10/09 |   |