| Entrée | 1 z' inona | 
| Mots élémentaires | 2 izay, 3 inona | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   for tsinona [Provincial]
 [1.2] 7 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2] | 
| Explications en français | 8   [zinona]
 (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) comme tsinontsinona [1.3] | 
| Exemples | 9   zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena!
[2.472#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 11 azon' ny, 12 z' inona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |