| Entrée (1/5) | 1 re | 
| Partie du discours | 2 participe | 
| Explications en malgache | 3   Heno: Renao ve izany vorona mihira izany? Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto. Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy. Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7] | 
| Explications en français | 5   entendu [1.3, 1.8] 6 appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3] 7 perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8] | 
| Exemples | 8   Ho ren'olo ka ho maty aho.
[2.606] 9 Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895] 10 Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472] 11 reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470] 12 Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 34 7 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 35 reny | 
| Proverbes | 36 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/5) | 37 re | 
| Partie du discours | 38 particule [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 39   Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1] | 
| Exemples | 40   Nahoana re no anton'izany?
[2.324] 41 Aoka re, anaka. [2.470] | 
| Tous les mots composés | 42 3 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (3/5) | 43 ~re~ | 
| Partie du discours | 44 infixe [Liste complète] | 
| Explications en français | 45   infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12] | 
| Entrée (4/5) | 46   re  | 
| Partie du discours | 47 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 48   Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] | 
| Vocabulaire | 49 Musique: (en général) | 
| Analogues | 50 do, mi, fa, sol, la, si | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (5/5) | 51   Re  | 
| Partie du discours | 52 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 53   Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Explications en anglais | 54   Rhenium. [3.1] | 
| Explications en français | 55   Rhénium. [3.1] | 
| Vocabulaire | 56 Chimie | 
| Tableaux et planches | 57   Table périodique | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |