| Entrée | 1 ise | 
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   used familiarly for You, You sir. [1.2] 5 you (singular) used familiarly between men [1.7] | 
| Explications en français | 6   tu [1.8] | 
| Explications en italien | 7   tu [1.18] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 16 ianao, ialahy | 
| Tableaux et planches | 17   Tous les pronoms | 
| Anagrammes | 18 esy, 19 ise, 20 sie | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |