| Entrée | 1 izahay | 
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Malagasy izahay fa ianareo vazaha. Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2] 5 we (excluding those addressed) [1.7] | 
| Explications en français | 6   Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3] 7 nous (exclusif) [1.5, 1.8] | 
| Explications en italien | 8   noi [1.18] | 
| Analogues | 9 anay, nay, ay | 
| Tableaux et planches | 10   Tous les pronoms | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |