|
|
|
|

Entrée (1/2)1  halavaina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra
Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona
Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr' andro handoavanao ity trosa
Explications en anglais  4  [1.2] to be made long or longer
5  [1.7] to be lengthened, to be extended
Explications en français  6  [1.8] qu'on allonge, qu'on prolonge
Exemples  7  [1.38] Mazàna no halavaina ny fifampiarahabana, mba hifanontaniana ny fahasalamana, ets.
8  [2.366#] marina izany fa veloma ianao, koa nefa na hendry sy mahalala aza izahay, ny tenin'i Tompokovavy, raha fohy tsy azo halavaina ary raha lava tsy azo hafohizina
Radical  9  lava
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  Halavaina
Partie du discours  15  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  16  Géographie: agglomérations
Mots élémentaires  17  lava

Anagrammes  18  Halavaina, halavaina, havalanay, lavahanay

Mis à jour le 2025/04/28