|
|
|
|

Entrée (1/6)1  manina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahatsiaro ny any lavitra ka malahelo te hahita, manembona: Manina ny any aminay aho izany
Explications en anglais  4  [1.7] to long for, to regret; (instead of the passive verb, use mahamanina)
Explications en français  5  [1.8] regretter, soupirer après (au lieu du passif on emploie mahamanina)
Exemples  6  [2.470] manina ny tanindrazana aho izany!
7  [2.471] Mba finoana velona eo amin' ny mpiantsambo rehetra koa fa izay efa nandia ny fiainan-dranomasina, tsy maintsy manina mandrakariva ny fidoboky ny onja.
Vocabulaire  8  Emotions
Radical  9  hanina
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
Mots composés 
Titres  17  Manina
18  Vetson' ny manina (Rakotomalala-Rabarijaona Louis)
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot manina

Entrée (2/6)20  manina
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en anglais  22  [1.2] [Provincial] to command, to direct, to govern, to conduct, to manage. Chiefly used in speaking of the affairs of the kingdom.
Radical  23  ina
Morphologie 
24  Présent :
25  Passé :
26  Futur :
27  Impératif :

Entrée (3/6)28  manina
Partie du discours  29  verbe actif
Explications en malgache  30  [1.78] [Bara] manendry

Entrée (4/6)31  manìna
Partie du discours  32  impératif du verbe actif manina [Liste complète]
Explications en malgache  33  [1.1]
Radical  34  hanina

Entrée (5/6)35  maninà
Partie du discours  36  impératif du verbe actif manina [Liste complète]
Explications en malgache  37  [1.1]
Radical  38  ina

Entrée (6/6)39  Manina
Partie du discours  40  nom propre (titre d'histoire courte)
Vocabulaire  41  Littérature: histoire courte
Mots élémentaires  42  manina
Auteur 
43  Tselatra
Texte  44  - Veloma ihany, ry masoandro hilentika; masina, ry volana hisoka, fa ianareo no vaky andro tsinana alina ka mba hoperako hafatra amin-drahavana: lazao azy fa misento azy tsy hita aho ka manohoka aloka irery; ory havana hariva ka mivoady ny andro ho maraina. Laingo nosarahina aman-kazo aho, elatra nolaingosana amam-borona ka sady malazo no saraka amin'aina.

45  - Mitevy ala ny any atsinanana ka alin-kely manjepy ny aty andrefana: saron-javona antoandro ny any Ankaratra ka kamokamo tomefika ny aty Andringitra. Raha mahatsiaro ny any, misento mahalana ny aty. Sakanan-tany tsy hipaka mantsy, elanin'andro tsy hihaona, fa manindria fo tsy ho aiza, rahavako, fa andro maro no hananana ahy.


Anagrammes  46  amanin, animan, aninam, mañany, manany, manañy, mañañy, manìna, maninà, Manina, manina, namany, namina, nanamy, nanima

Mis à jour le 2025/04/28