|
|
|
|

Entrée1  afa-pana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [2.313] efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka
Exemples  4  [1.280] Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira
Vocabulaire  5  Santé
Mots élémentaires  6  afaka, fana

Mis à jour le 2024/12/07