Entrée | 1 ahi-maitso |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) |
Explications en anglais |
4 [1.2][ahimaitso] Green grass |
Explications en français |
5 [1.3] herbe verte, fourrage vert 6 [1.13] verdure, gazon, pelouse |
Exemples |
7 [2.5] nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. |
Vocabulaire |
8 Botanique: (en général) |
Mots élémentaires | 9 ahitra, maitso |
Anagrammes | 10 ahi-maitso, hamaitsoi, hamaitsoy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |