|
|
|
|

Entrée1  ahitrombilahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany
Explications en français  4  [1.196] (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux. [Betsileo]
5  [Sakalava] Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours.
Vocabulaire  6  Botanique: herbe
Mots élémentaires  7  ahitra, ombilahy
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/02/02