|
|
|
|

Entrée1  ahodidina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ
Exemples  4  [2.117#] Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy.
5  [2.436#] Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha.
Radical  6  hodidina
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  ahodidina, hadidinao, hodidiana

Mis à jour le 2025/01/21