Entrée | 1 ahohoka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be laid with the face or opening down |
Explications en français |
5 [1.3] à mettre l'ouverture en bas à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) 6 [1.8] qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas |
Exemples |
7 [1.3] hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) 8 [2.558] Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. |
Radical | 9 hohoka |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 14 ahohoka, hahaoko |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |