Entrée (1/3) | 1 aina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1] |
Explications en anglais |
4 life [1.2, 1.7] 5 animal life, strength. [1.2] 6 breath [1.7] |
Explications en français |
7 Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3] 8 vie; souffle [1.8] |
Exemples |
9 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
[2.470]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 23 96 combinaisons de aina |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot aina |
Entrée (2/3) | 25 a~ina |
Partie du discours | 26 circonfixe [Liste complète] |
Entrée (3/3) | 27 AINA
![]() |
Partie du discours | 28 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en français |
29 Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24] |
Vocabulaire | 30 Organisations |
Anagrammes | 31 aina, a~ina, 32 anay, 33 i~ana, iana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |