|
|
|
|

Entrée1  ajoro
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay
4  [1.13] atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray
Explications en français  5  [1.13] mettre debout; mettre en station
Exemples  6  [4.27#] Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
Vocabulaire  7  Géographie: topographie
Radical  8  joro
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  ajoro, joroa

Mis à jour le 2025/01/21