|
|
|
|

Entrée1  akofoka
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana
Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina
Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra
Radical  4  kofoka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11