|
|
|
|

Entrée1  akohofotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taifasy] angamaty (aretina)
4  [1.78] [Taimoro] farasisa
5  [1.78] [Tambahoaka] aretindratsy
6  [1.78] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra)
7  [1.78] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina)
8  [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy
Explications en français  9  [1.78, 1.13] blennorragie
Vocabulaire  10  Santé
Mots élémentaires  11  akoho, fotsy
Analogues  12  ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania
Mots composés 

Anagrammes  15  akohofotsy, akotso fohy, hofotsiako, itsofohako

Mis à jour le 2025/01/21