|
|
|
|

Entrée1  alahatra
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany
Explications en anglais  4  [1.7] to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type).
Explications en français  5  [1.3] à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut)
6  [1.8] qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie).
Exemples  7  [1.38] Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny:
8  [2.470] alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy.
9  [2.996] ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra;
Radical  10  lahatra
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot alahatra

Mis à jour le 2024/12/11