Entrée | 1 Alatsara |
Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
3 [2.508] Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara. 4 [2.508] Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. 5 [2.508] Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. 6 [2.508] Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. |
Mots élémentaires | 7 ala, tsara |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |