|
|
|
|

Entrée1  alofo
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona
Exemples  4  [1.436#] Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona.
Radical  5  lofo
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11