Exemples |
3 [2.445#83] avy any ambany atsimo: "Vonjeo e!
4 [1.1] Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana
5 [2.356#87] Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra.
6 [2.643#24] Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo.
7 [2.324] Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo
8 [1.10] [Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo
|