Entrée | 1 ambaramaina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany |
Radical | 4 ambara. maina |
Proverbes | 5 Proverbes contenant le mot ambaramaina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |