|
|
|
|

Entrée1  amboamboa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely
Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
Explications en français  4  [1.3#27] [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie
Exemples  5  [2.606#] Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
Radical  6  amboa
Analogues  7  alikalika
Mots composés 
Phytonymes 

Mis à jour le 2024/12/25