|
|
|
|

Entrée1  amboanala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala
Explications en anglais  4  [1.2] Generic name for lemurs.
5  [2.233] indri (Indri indri)
Explications en français  6  [1.19] [Tankarana] sorte de lémurien
7  [1.54] lémur macaco
8  [2.233] indri (Indri indri)
Exemples  9  [2.649#] Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala
Vocabulaire  10  Zoologie: mammifères
Mots élémentaires  11  amboa, ala
Synonymes  12  babakoto, endrina
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  90  Les Lémuriens

Anagrammes  91  alambanao, amboanala

Mis à jour le 2025/04/28