|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fitily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy
Explications en anglais  4  [1.2] A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux
Synonymes  6  fody

Entrée (2/4)7  fitily
Partie du discours  8  nom
Explications en anglais  9  [1.2] [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur
10  [2.233] Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja)
Explications en français  11  [2.233] microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja)
Vocabulaire  12  Zoologie: mammifères
Synonymes  13  setohy, siba, tilitilivaha, tsiba
Tableaux et planches  14  Les Lémuriens

Entrée (3/4)15  fitily
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.1] Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo
Radical  18  tily
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (4/4)96  fitily
Partie du discours  97  nom
Explications en malgache  98  [1.1] Kofehy taretra mena
Radical  99  tily

Mis à jour le 2025/04/28